4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tchao mon coucou - Francia D'Ankoay

Gn' amin tsika ro tsy vita ny elanao zao.
Tsy omeko tsign anao raha hiala za aa.
Tsy misy antery tsy misy ady mandehana hoy aho.
Gny fonao misafidy zay mety aminao.(bis)2 fois


Tchao tchao mon koko kokoko bey bey.
Tchao tchao mon kokoko koko beaaay (miverina)ref.

manonboka eto aho dia amorona tantara vaovao.
satria ny antsika tsy voahorona mba ho raika saaa ro .
Ta mafy eky aro alogn andao anao amin izao.
Ataoko ahona raha tsy mety anjarakonao.

ref tchao tchao mon koko kokoko bey bey .
Tchao tchao mon kokoko koko bey aaa(bis)2foi.
instrument miverina ref


Chante comme dense du salon

Partager tchao mon coucou

Commenter tchao mon coucou

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Francia D'Ankoay